<-
->

Jos 8:10 And Joshua rose up early in the morning, and numbered the people, and went up, he and the elders of Israel, before the people to Ai. Dia nifoha maraina koa Josoa ka nandamina ny vahoaka, ary niakatra teo alohan' ny vahoaka hankany Ay izy sy ny loholon' ny Isiraely. Dia nifoha maraina koa Josoe, ka nony efa nijery ny toetry ny vahoaka, dia nandroso izy mbamin' ny loholon' Israely, nitarika ny vahoaka hamely an' i Haia. puis le lendemain, s'étant levé de bon matin, il passa le peuple en revue et, avec les anciens d' Israël, monta vers Aï en tête du peuple.