<-
->

Jos 8:22 And the other issued out of the city against them; so they were in the midst of Israel, some on this side, and some on that side: and they smote them, so that they let none of them remain or escape. Ary ireo tao an-tanàna nivoaka hamely azy, ka dia latsaka teo afovoan' ny Isiraely ny olona, fa ny Isiraely sasany teo an-daniny iray, ary ny sasany teo an-daniny iray koa; dia nifandafaran' ny Isiraely teo izy, ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza. ry zareo kosa nivoaka tao an-tanàna hitsena azy ka tonga voalafatry ny Israelita ny mponina tao Haia, ny sasany avy ao an-daniny iray, ny sasany koa avy ao an-kilany iray; ka noresen' ny Israelita izy, ka tsy nasiany olona iray sisa velona na afa-nandositra. Les autres sortirent de la ville à leur rencontre, de sorte que les gens de Aï se trouvèrent au milieu des Israélites, ayant les uns d' un côté et les autres de l' autre. Ceux-ci les battirent jusqu'à ce qu' il ne leur restât plus un survivant ni un rescapé.