<-
->

Jos 8:26 For Joshua drew not his hand back, wherewith he stretched out the spear, until he had utterly destroyed all the inhabitants of Ai. Ary Josoa tsy nampihemotra ny tànany izay nanondro tamin' ny lefona mandra-pandringana ny mponina rehetra tao Ay. Tsy nahemotr' i Josoe ny tànany natsotrany sy ny lefona mandra-panaovany anatema ny mponina rehetra tao Haia. Josué ne ramena pas la main qu' il avait étendue avec le sabre, jusqu'à ce qu' il eût dévoué à l' anathème tous les habitants de Aï.