<-
->

Jos 8:30 Then Joshua built an altar unto the Lord God of Israel in mount Ebal, Ary tamin' izany Josoa dia nanorina alitara tao an-tendrombohitra Ebala ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Tamin' izay Josoe dia nanangana otely ho an' ny Tompo Andriamanitr' Israely tao an-tendrombohitra Hebala, Alors Josué édifia un autel à Yahvé, Dieu d' Israël, sur le mont Ébal,