<-
->

Jos 8:35 There was not a word of all that Moses commanded, which Joshua read not before all the congregation of Israel, with the women, and the little ones, and the strangers that were conversant among them. Tsy nisy teny tamin' izay rehetra nandidian' i Mosesy, izay tsy novakin' i Josoa teo anatrehan' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, mbamin' ny vehivavy sy ny ankizy madinika ary ny vahiny izay teo aminy. Tamin' izay rehetra nandidian' i Moizy dia tsy nisy teny iray tsy novakin' i Josoe teo anatrehan' ny fiangonan' Israely rehetra, ny vehivavy sy ny zaza ary ny vahiny nitoetra teo afovoany. Il n' y eut pas un mot de tout ce que Moïse avait ordonné qui ne fût lu par Josué en présence de toute l' assemblée d' Israël, y compris les femmes, les enfants et les étrangers qui marchaient au milieu d' eux.