<-
->

Jos 9:1 And it came to pass, when all the kings which were on this side Jordan, in the hills, and in the valleys, and in all the coasts of the great sea over against Lebanon, the Hittite, and the Amorite, the Canaanite, the Perizzite, the Hivite, and the Jebusite, heard thereof; Ary rehefa nandre izany ny mpanjaka rehetra izay etý an-dafin' i Jordana, na ny tany amin' ny tany havoana, na ny tany amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tany amoron' ny Ranomasina Lehibe tandrifin' i Libanona, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, Nony nandre izany ny mpanjaka rehetra aty an-dafin' i Jordany, na ny eny amin' ny tendrombohitra na ny eny amin' ny tany lemaka na ny amoron-tsiraky ny ranomasina lehibe, tandrifin' i Libàna, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jeboseana, Quand ils apprirent cela, tous les rois qui étaient de ce côté du Jourdain, dans la montagne, dans le Bas-Pays et sur toute la côte de la Grande mer vers le Liban, Hittites, Amorites, Cananéens, Perizzites, Hivvites et Jébuséens,