<-
->

Jos 9:15 And Joshua made peace with them, and made a league with them, to let them live: and the princes of the congregation sware unto them. Ary Josoa dia nanao fihavanana taminy ka nanao fanekena taminy mba tsy hamono azy; ary ny lohan' ny fiangonana koa dia nianiana taminy. ary nanaiky hihavana amin' izy ireo Joseo, sy nanao fanekem-pihavanana taminy fa hovelominy izy; sady nianiana taminy araka izany koa ny lohan' ny fiangonana. Josué leur accorda la paix et fit alliance avec eux pour qu' ils aient la vie sauve, et les notables de la communauté leur en firent serment.