<-
->

Jos 9:9 And they said unto him, From a very far country thy servants are come because of the name of the Lord thy God: for we have heard the fame of him, and all that he did in Egypt, Dia hoy izy ireo taminy: Avy tany an-tany lavitra indrindra izahay mpanomponao noho ny anaran' i Jehovah Andriamanitrao; fa efa renay ny lazany sy izay rehetra nataony tany Egypta Dia hoy izy ireo: Tonga avy any an-tany lavitra indrindra ny mpanomponao noh ony anaran' ny Tompo Andriamanitrao, fa nandre ny lazany izahay sy izay rehetra nataony tany Ejipta, Ils répondirent : " C' est d' un pays très éloigné que viennent tes serviteurs, à cause du renom de Yahvé ton Dieu, car nous avons entendu parler de lui, de tout ce qu' il a fait en Égypte