<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Thessalonians |
[Baiboly 1865] 2 Tesalonianina |
[Baiboly Katolika] Tesalonisiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens |
||||
<-
-> |
|
|||||||
2Te / 2Tes 3:12 | Now them that are such we command and exhort by our |
Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin' i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara amin' ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany. | Mandidy sy mananatra izany olona izany ao amin' i Jeso-Kristy Tompo izahay, mba hiasa amim-piadanana, ka hihinana ny azy ihany. | Ceux-là, nous les invitons et engageons dans le Seigneur |