<-
->

2Te / 2Tes 3:6 Now we command you, brethren, in the name of our Lord Jesus Christ, that ye withdraw yourselves from every brother that walketh disorderly, and not after the tradition which he received of us. Ary mandidy anareo izahay, ry rahalahy, amin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hialanareo amin' ny rahalahy rehetra izay tsy mitoetra tsara ka tsy manaraka ny fampianarana natolotra izay noraisiny taminay. Mandidy anareo amin' ny anaran' i Jeso-Kristy Tompontsika izahay, mba hisaraka amin' ny rahalahy rehetra tsy manaraka ny fampianarana noraisiny taminay, fa manao fitondran-tena tsy marina. Or nous vous prescrivons, frères, au nom du Seigneur Jésus Christ, de vous tenir à distance de tout frère qui mène une vie désordonnée et ne se conforme pas à la tradition que vous avez reçue de nous.