<-
->

1Tm 1:15 This is a faithful saying, and worthy of all acceptation, that Christ Jesus came into the world to save sinners; of whom I am chief. Mahatoky ka tokony hekena amin' ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tetý ambonin' ny tany Kristy Jesosy hamonjy ny mpanota, ary amin' ireny izaho no lohany. Eny, teny marina tokoa, sy mendrika hitokiana indrindra izao: Tonga tety an-tany ny Kristy Jeso hamonjy ny mpanota, ary izaho no lohany indrindra aminy; Elle est sûre, cette parole et digne d' une entière créance : le Christ Jésus est venu dans le monde pour sauver les pécheurs, dont je suis, moi, le premier.