<-
->

1Tm 1:20 Of whom is Hymenaeus and Alexander; whom I have delivered unto Satan, that they may learn not to blaspheme. naman' ireny Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an' i Satana mba hofaizana tsy hiteny ratsy. anisan' ireny Himeneo sy Aleksandra, izay natolotro an' i Satana, mba hofaizina tsy hiteny ratsy. entre autres, Hyménée et Alexandre, que j' ai livrés à Satan pour leur apprendre à ne plus blasphémer.