<-
->

2Tm 1:9 Who hath saved us, and called us with an holy calling, not according to our works, but according to his own purpose and grace, which was given us in Christ Jesus before the world began, Izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin' ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomena antsika tao amin' i Kristy Jesosy hatry ny fony fahagola; izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin' ny fiantsoana masina, tsy noho ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomeny antsika tao amin' ny Kristy Jeso, talohan' ny taona rehetra, qui nous a sauvés et nous a appelés d' un saint appel, non en considération de nos oeuvres, mais conformément à son propre dessein et à sa gâce. A nous donnée avant tous les siècles dans le Christ Jésus,