<-
->

2Tm 2:10 Therefore I endure all things for the elect' s sakes, that they may also obtain the salvation which is in Christ Jesus with eternal glory. Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin' ny olom-boafidy, mba hahazoan' ireny koa famonjena. dia izay ao amin' i Kristy Jesosy. mbamin' ny voninahitra mandrakizay. Noho izany dia miaritra ny zavatra rehetra aho, noho ny amin' ny olom-pinidy, mba hahazoan' izy ireo koa ny famonjena izay ao amin' ny Kristy Jeso, mbamin' ny voninahitra mandrakizay. C' est pourquoi j' endure tout pour les élus, afin qu' eux aussi obtiennent le salut qui est dans le Christ Jésus avec la gloire éternelle.