<-
->

Flm / Filem 1:9 Yet for love' s sake I rather beseech thee, being such an one as Paul the aged, and now also a prisoner of Jesus Christ. nefa noho ny fitiavana, izaho Paoly, izay efa anti-panahy sady mpifatotra an' i Kristy Jesosy koa ankehitriny, dia miangavy aminao. dia aleoko miangavy aminao noho ny fitiavana. Hitanao izao Paoly efa antitra sady mpifatotr' i Jeso-Kristy koa ankehitriny; Je t'écris avec pleine confiance en ta docilité : je sais bien que tu feras plus encore que je ne demande.