<-
->

Heb 11:7 By faith Noah, being warned of God of things not seen as yet, moved with fear, prepared an ark to the saving of his house; by the which he condemned the world, and became heir of the righteousness which is by faith. Finoana no nanamboaran' i Noa sambo fiara hamonjena ny ankohonany, fa natahotra izy, rehefa notoroan' Andriamanitra hevitra ny amin' ny zavatra tsy mbola hita; koa izany no nanamelohany izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana araka ny finoana. Ny finoana no nandrafetan' i Noe ny sambo fiara hamonjena ny fianakaviany, fa natahotra izy nony efa nilazan' Andriamanitra ny zavatra mbola tsy hita; ary izany no nanamelohany an' izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana izay azo amin' ny finoana. Par la foi, Noé, divinement averti de ce qui n'était pas encore visible, saisi d' une crainte religieuse, construisit une arche pour sauver sa famille. Par la foi, il condamna le monde et il devint héritier de la justice qui s' obtient par la foi.