<-
->

Heb 12:16 Lest there be any fornicator, or profane person, as Esau, who for one morsel of meat sold his birthright. fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an' i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava. Aoka tsy hisy mpijangajanga aminareo, na mpanazimba ny zavatra masina tahaka an' i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava. à ce qu' enfin il n' y ait aucun impudique ni profanateur, comme Ésaü qui, pour un seul mets, livra son droit d' aînesse.