<-
->

Heb 12:22 But ye are come unto mount Sion, and unto the city of the living God, the heavenly Jerusalem, and to an innumerable company of angels, Fa ianareo kosa efa mby eo an-tendrombohitra Ziona, tanànan' Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra, ary ho ao amin' ny anjely tsy omby alinalina, Fa ny nohatoninareo, dia ny tendrombohitr' i Siona tanànan' Andriamanitra velona, izay Jerosalema any an-danitra, sy ny fivorian' ny anjely alinalina, Mais vous vous êtes approchés de la montagne de Sion et de la cité du Dieu vivant, de la Jérusalem céleste, et de myriades d' anges, réunion de fête,