<-
->

Heb 6:1 Therefore leaving the principles of the doctrine of Christ, let us go on unto perfection; not laying again the foundation of repentance from dead works, and of faith toward God, Koa aoka hilaozantsika ny abidim-pianarana ny amin' i Kristy, fa aoka handroso ho amin' ny tanteraka isika ka tsy hanao fanorenana indray, dia fibebahana hahafahana amin' ny asa maty sy finoana an' Andriamanitra, Koa aoka hapetratsika ny abidim-pianarana ny amin' ny Kristy, fa aoka handroso ho amin' izay lavorary kokoa isika, dia tsy haverintsika indray ireny foto-kevitra fanorenana ireny: dia ny fibebahana miala amin' ny asa maty, ny finoana an' Andriamanitra, C' est pourquoi, laissant l' enseignement élémentaire sur le Christ, élevons-nous à l' enseignement parfait, sans revenir sur les articles fondamentaux du repentir des oeuvres mortes et de la foi en Dieu,