<- -> |
[King James Bible] Letter of James |
[Baiboly 1865] Jakoba |
[Baiboly Katolika] Jakoba |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Jacques |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Jak / Jk 2:21 | Was not |
Tsy nohamarinina tamin' ny asa va Abrahama razantsika tamin' ny nanaterany an' isaka zanany teo ambonin' ny alitara? | Moa tsy ny asa va no nanamarinana an' i Abrahama razantsika, tamin' izy nanolotra an' Isaaka zanany teo ambonin' ny otely? |