<-
->

Jak / Jk 2:23 And the scripture was fulfilled which saith, Abraham believed God, and it was imputed unto him for righteousness: and he was called the Friend of God. ary tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: "Ary Abrahama nino an' Andriamanitra, ka nisaina ho fahamarinany izany" (Gen. 25.6), ary natao hoe "Sakaizan' Andriamanitra" izy (Isa. 41.8). Dia tanteraka ny Soratra Masina hoe: Ary Abrahama nino an' Andriamanitra ka notanana ho fahamarinany izany, sady nantsoina hoe sakaizan' Andriamanitra izy. Ainsi fut accomplie cette parole de l'Écriture : Abraham crut à Dieu, cela lui fut compté comme justice et il fut appelé ami de Dieu. "