<-
->

Jak / Jk 5:11 Behold, we count them happy which endure. Ye have heard of the patience of Job, and have seen the end of the Lord; that the Lord is very pitiful, and of tender mercy. Indro, ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan' i Joba ary efa hitanareo ny faran' ny nataon' ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindram-po. Indro ataontsika antso avo hoe sambatra izay efa nandefitra. Efa renareo ny niaretan' i Joba; ary efa hitanareo koa ny nataon' ny Tompo ho azy tamin' ny farany. Fa sady antra olona ny Tompo, no be indrafo indrindra. Voyez : nous proclamons bienheureux ceux qui ont de la constance. Vous avez entendu parler de la constance de Job et vous avez vu le dessein du Seigneur ; car le Seigneur est miséricordieux et compatissant.