<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 1 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Pierre |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Pe / 1P 2:5 | Ye also, as lively stones, are built up a spiritual house, an holy priesthood, to offer up spiritual sacrifices, acceptable to |
ka dia atsangana koa ianareo tahaka ny vato velona ho trano fanahy, ho fisoronana masina, hanatitra fanati-panahy sitrak' Andriamanitra amin' ny alalan' i Jesosy Kristy. | ary hianareo koa dia mirafeta eo amboniny, toy ny vato velona, mba hitsangana ho tempoly fanahy, ho mpisorona masina, ka hanolotra fanati-panahy ankasitrahan' Andriamanitra, amin' ny alalan' i Jeso-Kristy. | Vous-mêmes, comme pierres vivantes, prêtez-vous à l' |