<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 1 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Pierre |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Pe / 1P 3:15 | But sanctify the |
fa manamasìna an i' Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8.12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin' ny anton' ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin' ny fahalemem-panahy sy ny fanajana, | Ny Kristy Tompo no ankamasino ao am-ponareo. Aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly amin-kamoram-po sy fanajana an' izay rehetra manontany anareo ny amin' ny antony fanantenana izay ao anatinareo. | Au contraire, sanctifiez dans vos coeurs le Seigneur |