<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 1 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Pierre |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Pe / 1P 3:6 | Even as |
dia tahaka an' i Saraha, izay nanaiky an' i Abrahama ka nanao azy hoe "tompoko"; dia zanany ianareo, raha mba manao soa ka tsy matahotra izay fampitahorana na inona na inona. | tahaka an' i Sarà izay nanaiky an' i Abrahama sy nanao azy ho tompony; ary zanany hianareo, raha manao soa tsy aman-tahotra na inona na inona fampitahorana anareo. | telle |