<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 1 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Pierre |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Pe / 1P 4:13 | But rejoice, inasmuch as ye are partakers of |
fa araka ny iombonanareo fijaliana amin' i Kristy, dia mifalia, mba hiravoravoanareo indrindra amin' ny fisehoan' ny voninahiny koa. | fa mifalia arakaraka ny iombonanareo fijaliana amin' i Kristy, mba hanananareo anjara amin' ny fifaliana sy firavoravoana koa amin' ny andro hisehoan' ny voninahiny | Mais, dans la mesure où vous participez aux souffrances du |