<-
->

2Pe / 2P 2:20 For if after they have escaped the pollutions of the world through the knowledge of the Lord and Saviour Jesus Christ, they are again entangled therein, and overcome, the latter end is worse with them than the beginning. Fa raha misy efa afaka amin' ny fahalotoan' izao tontolo izao noho ny fahalalana tsara an' i Jesosy Kristy, Tompo sy Mpamonjy, nefa voasingotr' izany indray ka resy, ny farany dia ratsy noho ny voalohany. Ary raha olona efa niala tamin' ny faholotoan' izao tontolo izao, noho ny fahalalana an' i Jeso-Kristy Tompo sy Mpamonjy antsika, no mety ho lavo sy voasingotr' izany indray, dia ratsy noho ny voalohany ny toetrany farany. En effet, si, après avoir fui les souillures du monde par la connaissance du Seigneur et Sauveur Jésus Christ, ils s' y engagent de nouveau et sont dominés, leur dernière condition est devenue pire que la première.