<-
->

2Pe / 2P 2:5 And spared not the old world, but saved Noah the eighth person, a preacher of righteousness, bringing in the flood upon the world of the ungodly; ary raha tsy namela izao rehetra izao taloha Izy, fa namonjy an' i Noa, mpitory ny fahamarinana, sy ireo fito, fony nahatonga ny safo-drano tamin' ny ratsy fanahy teo amin' izao tontolo izao,- matoa tsy namindra fo tamin' izao tontolo izao fahiny izy, afa-tsy tamin' i Noe valo mianaka, mpitory ny fahamarinana, fony izy nahatonga safo-drano tamin ízao tontolo ratsy fanahy izao; s' il n' a pas épargné l' ancien monde, tout en préservant huit personnes dont Noé, héraut de justice, tandis qu' il amenait le Déluge sur un monde d' impies ;