<-
->

1Jn / 1Jo 2:1 My little children, these things write I unto you, that ye sin not. And if any man sin, we have an advocate with the Father, Jesus Christ the righteous: Anaka, izany zavatra izany no soratako ny aminareo mba tsy hanotanareo. Ary raha misy manota, dia manana Solovava ao amin' ny Ray isika, dia Jesosy Kristy, Ilay Marina; Anaka, nanoratra izany aminareo aho, mba tsy hanotanareo. Ary raha misy nanota, manana mpisolo vava ao amin' ny Ray isika, dia Jeso-Kristy, ilay marina. Petits enfants, je vous écris ceci pour que vous ne péchiez pas. Mais si quelqu' un vient à pécher, nous avons comme avocat auprès du Père Jésus Christ, le Juste.