<-
->

1Jn / 1Jo 3:12 Not as Cain, who was of that wicked one, and slew his brother. And wherefore slew he him? Because his own works were evil, and his brother' s righteous. tsy mba tahaka an' i Kaina, izay avy tamin' ilay ratsy ka namono ny rahalahiny. Ary nahoana no namono azy izy? Satria ratsy ny asany, fa marina ny an' ny rahalahiny. fa tsy mba hanahaka an' i Kaina izay avy amin' ilay ratsy ka namono nahafaty ny rahalahiny. Ary ahoana moa no namonoany azy? - Dia satria ratsy ny asany, fa ny an' ny rahalahiny kosa dia marina. loin d' imiter Caïn, qui, étant du Mauvais, égorgea son frère. Et pourquoi l'égorgea-t-il ? Parce que ses oeuvres étaient mauvaises, tandis que celles de son frère étaient justes.