<-
->

1Jn / 1Jo 5:1 Whosoever believeth that Jesus is the Christ is born of God: and every one that loveth him that begat loveth him also that is begotten of him. Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak' Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa. Izay rehetra mino fa i Jeso no Kristy, dia naterak' Andriamanitra; ary izay rehetra tia ilay niteraka azy, dia tia azy naterany koa. Quiconque croit que Jésus est le Christ est né de Dieu ; et quiconque aime celui qui a engendré aime celui qui est né de lui.