<-
->

Mts / Mpits 1:10 And Judah went against the Canaanites that dwelt in Hebron: (now the name of Hebron before was Kirjatharba:) and they slew Sheshai, and Ahiman, and Talmai. Dia nandeha Joda hiady amin' ny Kananita, izay nonina tany Hebrona (Kiriat-arba no anaran' i Hebrona taloha), ka namono an' i Sesay sy Ahimana ary Talmay. Dia nandroso Jodà namely ny Kananeana nonina tany Hebrona, izay nantsoina fahiny hoe Kariata-Arbe, ary nandresy an' i Sesaia sy Ahimana ary Tolmaia. Puis Juda marcha contre les Cananéens qui habitaient Hébron - le nom d' Hébron était autrefois Qiryat-Arba - et il battit Shéshaï, Ahimân et Talmaï.