<-
->

Mts / Mpits 1:17 And Judah went with Simeon his brother, and they slew the Canaanites that inhabited Zephath, and utterly destroyed it. And the name of the city was called Hormah. Ary Joda nandeha niaraka tamin' i Simeona rahalahiny, dia namely ny Kananita, izay nonina tany Zefata, ka nataony ringana ireo, ary ny anaran' ny tanàna nataony hoe Horma. Dia niainga nandeha indray Jodà, nomban' i Simeona rahalahiny, ka nandresy ny Kananeana nonina tany Sefaata; nataony anatema ny tanàna, ka Horma no niantsoana azy. Puis Juda s' en alla avec Siméon son frère. Ils battirent les Cananéens qui habitaient Çephat et la vouèrent à l' anathème. C' est pourquoi on donna à la ville le nom de Horma.