<-
->

Mts / Mpits 1:19 And the Lord was with Judah; and he drave out the inhabitants of the mountain; but could not drive out the inhabitants of the valley, because they had chariots of iron. Ary Jehovah nomba an' i Joda, ka dia azony ny tany havoana; nefa tsy naharoaka ny mponina teny amin' ny tany lemaka izy, satria nanana kalesy vy ireny. Nomba an' i Jodà Iaveh ka lasany ny tendrombohitra; tsy voaroakany anefa ny mponina amin' ny tany lemaka; fa nanan-kalesy vy ireny. Et Yahvé fut avec Juda qui se rendit maître de la Montagne, mais il ne put déposséder les habitants de la plaine, parce qu' ils avaient des chars de fer.