<-
->

Mts / Mpits 1:21 And the children of Benjamin did not drive out the Jebusites that inhabited Jerusalem; but the Jebusites dwell with the children of Benjamin in Jerusalem unto this day. Ary ny taranak' i Benjamina tsy nandroaka ny Jebosita, izay mponina any Jerosalema; fa ny Jebosita dia miara-monina amin' ny taranak' i Benjamina any Jerosalema ihany mandraka androany. Tsy nandroaka ny Jeboseana nonina tao Jerosalema ny taranak' i Benjamina, ka niara-nonina tamin' ny zanak' i Benjamina tao Jerosalema mandrak' androany ny Jeboseana. Quant aux Jébuséens qui habitaient Jérusalem, les fils de Benjamin ne les dépossédèrent pas, et jusqu' aujourd' hui les Jébuséens ont habité Jérusalem avec les fils de Benjamin.