<-
->

Mts / Mpits 1:28 And it came to pass, when Israel was strong, that they put the Canaanites to tribute, and did not utterly drive them out. Fa rehefa nihahery kosa ny Isiraely, dia nampanaoviny fanompoana ny Kananita. fa tsy nandroaka azy rehetra izy. Nony efa nihanahery Israely, dia nampandoaviny hetra ny Kananeana, nefa tsy noroahiny izy ireo. Cependant, quand Israël fut devenu plus fort, il soumit les Cananéens à la corvée, mais il ne les déposséda pas.