<-
->

Mts / Mpits 1:29 Neither did Ephraim drive out the Canaanites that dwelt in Gezer; but the Canaanites dwelt in Gezer among them. Ary Efraima tsy nandroaka ny Kananita. izay nonina tany Gazera; fa nonina teo aminy tany Gazera ny Kananita. Efraima tsy nandroaka ny Kananeana nonina tao Gazera, ka nonina teo amin' i Efraima tao Gazera ny Kananeana. Éphraïm non plus ne déposséda pas les Cananéens qui habitaient Gézèr, de telle sorte que les Cananéens continuèrent d' y habiter avec lui.