<-
->

Mts / Mpits 1:3 And Judah said unto Simeon his brother, Come up with me into my lot, that we may fight against the Canaanites; and I likewise will go with thee into thy lot. So Simeon went with him. Ary hoy Joda tamin' i Simeona rahalahiny: Andeha hiara-miakatra amiko ianao ho any amin' ny lovako, ka aoka isika hiady amin' ny Kananita; ary izaho kosa dia handeha hiaraka aminao ho any amin' ny lovanao. Ary Simeona dia nandeha niaraka taminy. Ary hoy Jodà tamin' i Simeona rahalahiny: Andeha hiakatra miaraka amiko hianao ho any amin' ny tany azoko tamin' ny loka, dia hiady amin' ny Kananeana isika; dia handeha miaraka aminao koa aho any amin' ny tany azonao tamin' ny loka. Dia niaraka taminy Simeona. Alors Juda dit à Siméon son frère : " Monte avec moi dans le territoire que le sort m' a assigné, nous attaquerons les Cananéens et, à mon tour, je monterai avec toi dans ton territoire. " Et Siméon marcha avec lui.