<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 1:7 | And |
Ary hoy Adoni-bezeka: Mpanjaka fito-polo voatapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony no nitsindroka hanina teo ambanin' ny latabatro; ka mba tahaka ny nataoko ihany lahy ity no navalin' Andriamanitra ahy! Ary nentin' ireo ho any Jerosalema izy ka maty tany. | Dia hoy Adoni-Bezeka: Mpanjaka fitopolo notapahina ankiben-tongotra aman-tànana no nitsindroka tao ambany latabatro, ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko. Nentina nankany Jerosalema izy, dia maty tany. |