<-
->

Mts / Mpits 1:9 And afterward the children of Judah went down to fight against the Canaanites, that dwelt in the mountain, and in the south, and in the valley. Ary rehefa afaka izany, dia nidina ny taranak' i Joda hiady amin' ny Kananita izay nonina tany amin' ny tany havoana sy tany amin' ny tany atsimo ary tany amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka. Taorian' izany dia nidina ny taranak' i Jodà hiady amin' ny Kananeana monina amin' ny tendrombohitra, ny Negeba, ary ny Sefelà. Après quoi, les fils de Juda descendirent pour combattre les Cananéens, qui habitaient la Montagne, le Négeb et le Bas-Pays.