<-
->

Mts / Mpits 10:16 And they put away the strange gods from among them, and served the Lord: and his soul was grieved for the misery of Israel. Dia nanary ireo andriamani-kafa tao aminy izy ka nanompo an' i Jehovah; dia tsy nahatsindry ny fanahiny intsony Jehovah noho ny fahantran' ny Isiraely. Sady nariany tokoa ny andriamani-kafa teo aminy, dia nanompo an' ny Tompo izy ireo; ka ny fanahiny tsy nahajery fotsiny intsony ny fahorian' Israely. Ils firent disparaître de chez eux les dieux étrangers qu' ils avaient et ils servirent Yahvé. Alors Yahvé ne supporta pas plus longtemps la souffrance d' Israël.