<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 10:6 | And the children of |
Ary ny Zanak' Isiraely dia nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah indray ka nanompo ireo Bala sy Astarta sy ny andriamanitr' i Syria sy ny andriamanitr' i Sidona sy ny andriamanitr' i Moaba sy ny andriamanitry ny taranak' i Amona ary ny andriamanitry ny Filistina, dia nahafoy an' i Jehovah izy ka tsy nanompo Azy. | Ary nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo ny zanak' Israely. Izy ireo nanompo ny Baala sy ny Astarte, ny andriamanitr' i Siria, ny andriamanitr' i Sidona, ny andriamanitr' i Moaba, ny andriamanitry ny taranak' i Amona, ary ny andriamanitry ny Filistina, ary nandao an' ny Tompo sy tsy nanompo azy intsony. | Les |