<-
->

Mts / Mpits 18:19 And they said unto him, Hold thy peace, lay thine hand upon thy mouth, and go with us, and be to us a father and a priest: is it better for thee to be a priest unto the house of one man, or that thou be a priest unto a tribe and a family in Israel? Dia hoy ireo taminy: Mangina ianao, tampeno ny tananao ny vavanao, ka andeha hiaraka aminay, dia ho rainay sy mpisoronay ianao; moa tsara ho anao va ny ho mpisorona ho an' ny olona iray trano noho ny ho mpisorona amin' ny firenena iray sy ny foko iray amin' ny Isiraely? Ka hoy ny navaliny azy: Mangìna hianao, tampeno amin' ny tànanao ny vavanao, ary andeha hiaraka aminay, dia ho rainay sy mpisoronay hianao: Aleonao va mpisoron' ny ankohonan' ny olona iray ihany toy izay mpisoron' ny foko iray sy fianakaviana iray amin' Israely? " Tais-toi! lui répondirent-ils. Mets ta main sur ta bouche et viens avec nous. Tu seras pour nous un père et un prêtre. Vaut-il mieux pour toi être le prêtre de la maison d' un seul homme que d'être le prêtre d' une tribu et d' un clan d' Israël ? "