<-
->

Mts / Mpits 18:23 And they cried unto the children of Dan. And they turned their faces, and said unto Micah, What aileth thee, that thou comest with such a company? Dia niantso ny taranak' i Dana izy. Ary niherika ireo ka nanao tamin' i Mika hoe: Haninona ianao, no nanangona olona maro toy izao? Nantsoantsoin' izy ireo avy aty aoriana ny taranak' i Dana, ka niherika sy nanao tamin' i Mikasy hoe: Inona no ilainao no nanangona olona toy izao hianao? Comme ils criaient après les Danites, ceux-ci, se retournant, dirent à Mika : " Qu' as-tu à crier ainsi ? " -