<-
->

Mts / Mpits 18:26 And the children of Dan went their way: and when Micah saw that they were too strong for him, he turned and went back unto his house. Dia nandeha tamin' ny nalehany ny taranak' i Dana; ary rehefa hitan' i Mika fa ireo dia nahery noho izy, dia niverina izy ka nody tany an-tranony. Dia nanohy ny diany ny zanak' i Dana. Hitan' i Mikasy fa mahery noho izy ry zareo, ka dia niverina nody any an-tranony izy. Les Danites poursuivirent leur chemin, et Mika, voyant qu' ils étaient les plus forts, s' en retourna et revint chez lui.