<-
->

Mts / Mpits 18:28 And there was no deliverer, because it was far from Zidon, and they had no business with any man; and it was in the valley that lieth by Bethrehob. And they built a city, and dwelt therein. Ary tsy nisy namonjy, satria lavitra an' i Sidona izany, ary tsy nanan-draharaha tamin' olona akory izy, sady teo amin' ny lohasaha izay any Beti-rehoba izany. Dia nanorina ny tanàna izy ireo ka nonina tao. Tsy nisy olon-kamonjy azy, fa lavitra an' i Sidona izy, ary ny mponina tao tsy nanan-draharaha tamin' ny olon-kafa; tao amin' ny lohasaha mandroso mankany Beti-Rohoba no nisy azy. Naorin' ny taranak' i Dana ny tanàna, dia nonina teo izy, Il n' y eut personne pour la secourir, car elle était loin de Sidon et elle n' avait pas de relations avec les Araméens. Elle se situait dans la vallée qui s'étend vers Bet-Rehob. Ils rebâtirent la ville, s' y établirent,