<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 19:16 | And, behold, there came an old man from his work out of the field at even, which was also of mount |
Ary, indro, nisy lehilahy anti-panahy avy niasa tany an-tsaha nony hariva, sady olona avy any amin' ny tany havoan' i Efraima koa izy, saingy nitoetra tany Gibea, fa ny mponina tao amin' izany tanana izany dia Benjamita. | Kanojo kosa, inty nisy antidahy anankiray nody hariva avy niasa tany an-tsaha; lehilahy avy any amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy fa nitoetra tao Gabaà, ary ny mponina ao amin' io fitoerana io dia Benjamita. | Survint un vieillard qui, le soir venu, rentrait de son travail des champs. C'était un homme de la montagne d' |