<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 2:12 | And they forsook the |
ka nahafoy an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, ka nanaraka andriamani-kafa amin' ny andriamanitry ny firenena manodidina azy, dia niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an' i Jehovah. | Nafoiny Iaveh Andriamanitry ny razany, izay nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Ejipta; fa andriamani-kafa, tamin' ireo andriamanitry ny firenena manodidina azy no narahiny, sy niankohofany teo anatrehany, ka nampahatezitra an' ny Tompo izy ireo. | Ils délaissèrent |