<-
->

Mts / Mpits 2:4 And it came to pass, when the angel of the Lord spake these words unto all the children of Israel, that the people lifted up their voice, and wept. Ary nony niteny izany teny izany tamin' ny Zanak' Isiraely rehetra Ilay Anjelin' i Jehovah, dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany. Mbola nilaza izany teny izany tamin' ny zanak' Israely ilay anjelin' ny Tompo dia efa nanandra-peo nitomany ny vahoaka. Lorsque l' Ange de Yahvé eut adressé ces paroles à tous les Israélites, le peuple se mit à crier et à pleurer.