<-
->

Mts / Mpits 2:7 And the people served the Lord all the days of Joshua, and all the days of the elders that outlived Joshua, who had seen all the great works of the Lord, that he did for Israel. Ary nanompo an' i Jehovah ny vahoaka tamin' ny andro rehetra niainan' i Josoa sy tamin' ny andro rehetra niainan' ny loholona izay velona taorian' i Josoa, dia ireo izay efa nahita ny asa lehibe rehetra nataon' i Jehovah ho an' ny Isiraely. Nanompo an' ny Tompo ny vahoaka, tamin' ny andro rehetra niainan' i Josoe, sy tamin' ny andro rehetra niainan' ireo loholona velona taoriany, izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon' ny Tompo ho an' Israely. Le peuple servit Yahvé pendant toute la vie de Josué et toute la vie des anciens qui survécurent à Josué et qui avaient connu toutes les grandes oeuvres que Yahvé avait opérées en faveur d' Israël.